# Iza izany no afaka ny ho voavonjy? DH: "Raha izany no izy, dia tsy misy olona ho voavonjy!" # Tsy vitan'ny olona izany, fa vitan'Andriamanitra DH: "Tsy vitan'ny olona ny mamonjy ny tenan'izy ireo, fa vitan'Andriamanitra ny mamonjy azy ireo!" # Jereo, izahay ireto dia nahafoy ny rehetra ary nanaraka Anao Eto ny teny hoe: "Jereo" dia ampiasaina mba hisarihana amin'izay hitranga manaraka. DH: "Izahay nahafoy ny rehetra ary nanaraka Anao!" # nahafoy ny rehetra "namela ny zavatra rehetra"