plt_tn/mrk/10/26.md

498 B

Iza izany no afaka ny ho voavonjy?

DH: "Raha izany no izy, dia tsy misy olona ho voavonjy!"

Tsy vitan'ny olona izany, fa vitan'Andriamanitra

DH: "Tsy vitan'ny olona ny mamonjy ny tenan'izy ireo, fa vitan'Andriamanitra ny mamonjy azy ireo!"

Jereo, izahay ireto dia nahafoy ny rehetra ary nanaraka Anao

Eto ny teny hoe: "Jereo" dia ampiasaina mba hisarihana amin'izay hitranga manaraka. DH: "Izahay nahafoy ny rehetra ary nanaraka Anao!"

nahafoy ny rehetra

"namela ny zavatra rehetra"