plt_tn/mrk/09/49.md

692 B

Fa ny olona rehetra dia samy ho voasira amin'ny afo

Eto Jesosy dia miteny ny olon-drehetra voadio amin'ny fijaliana. Jesosy miresaka momba ny fijalian'ny olona amin'ny afo sy ny fijalian'ny olona amin'ny fanasiana sira amin'izy ireo. DH: "Toy ny hanadiovan'ny sira ny sorona, no hanadiovan'Andriamanitra ny olon-drehetra amin'ny famelana azy ireo hijaly"

ahoana no ahafahanao mampasira azy indray?

Afaka atao hoe: "tsy afaka ataonao masira intsony izany"

Asio sira ao aminareo

Jesosy dia miresaka momba ny fanaovana zavatra tsara ho an'ny hafa tahaka ny hoe ny zavatra tsara no sira hananan'ny olona. DH: "Manaova ny tsara mba hampianatra ny hafa, toy ny sira atao amin'ny sakafo"