plt_tn/mrk/09/49.md

12 lines
692 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fa ny olona rehetra dia samy ho voasira amin'ny afo
Eto Jesosy dia miteny ny olon-drehetra voadio amin'ny fijaliana. Jesosy miresaka momba ny fijalian'ny olona amin'ny afo sy ny fijalian'ny olona amin'ny fanasiana sira amin'izy ireo. DH: "Toy ny hanadiovan'ny sira ny sorona, no hanadiovan'Andriamanitra ny olon-drehetra amin'ny famelana azy ireo hijaly"
# ahoana no ahafahanao mampasira azy indray?
Afaka atao hoe: "tsy afaka ataonao masira intsony izany"
# Asio sira ao aminareo
Jesosy dia miresaka momba ny fanaovana zavatra tsara ho an'ny hafa tahaka ny hoe ny zavatra tsara no sira hananan'ny olona. DH: "Manaova ny tsara mba hampianatra ny hafa, toy ny sira atao amin'ny sakafo"