# Fa ny olona rehetra dia samy ho voasira amin'ny afo Eto Jesosy dia miteny ny olon-drehetra voadio amin'ny fijaliana. Jesosy miresaka momba ny fijalian'ny olona amin'ny afo sy ny fijalian'ny olona amin'ny fanasiana sira amin'izy ireo. DH: "Toy ny hanadiovan'ny sira ny sorona, no hanadiovan'Andriamanitra ny olon-drehetra amin'ny famelana azy ireo hijaly" # ahoana no ahafahanao mampasira azy indray? Afaka atao hoe: "tsy afaka ataonao masira intsony izany" # Asio sira ao aminareo Jesosy dia miresaka momba ny fanaovana zavatra tsara ho an'ny hafa tahaka ny hoe ny zavatra tsara no sira hananan'ny olona. DH: "Manaova ny tsara mba hampianatra ny hafa, toy ny sira atao amin'ny sakafo"