plt_tn/mrk/09/45.md

935 B

Raha ny tongotrao no manafintohina anao

Eto ny hoe"tongotra" dia hevitra ambadiky ny faniriana te-hanao zavatra feno fahotana amin'ny tongotrao, toy ny fandehanana any amin'ny toerana izay tsy tokony alehanao. DH: "Raha mitady hanao zavatra feno fahotana amin'ny tongotrao iray ianao"

ny miditra mandringa any amin'ny fiainana

"mandringa ary miditra any amin'ny fiainana" na "mandringa alohan'ny hidirana any amin'ny fiainana"

miditra any amin'ny fiainana

Maty ary avy eo manomboka miaina ny fiainana tsy misy fiafarana no atao hoe miditra any amin'ny fiainana. DH: "miditra any amin'ny fiainana mandrakizay" na "maty ary manomboka miaina ny fiainana mandrakizay"

mandringa

"tsy afaka mamindra tsara." Eto izany dia maneho ny tsy fahafahana mamindra tsara satria tsy ampy tongotra iray. DH: "tsy misy tongotra ilany"

ary hariana any amin'ny helo

Afaka atao hoe: "ary Andriamanitra no hanipy anareo any amin'ny helo"