# Raha ny tongotrao no manafintohina anao Eto ny hoe"tongotra" dia hevitra ambadiky ny faniriana te-hanao zavatra feno fahotana amin'ny tongotrao, toy ny fandehanana any amin'ny toerana izay tsy tokony alehanao. DH: "Raha mitady hanao zavatra feno fahotana amin'ny tongotrao iray ianao" # ny miditra mandringa any amin'ny fiainana "mandringa ary miditra any amin'ny fiainana" na "mandringa alohan'ny hidirana any amin'ny fiainana" # miditra any amin'ny fiainana Maty ary avy eo manomboka miaina ny fiainana tsy misy fiafarana no atao hoe miditra any amin'ny fiainana. DH: "miditra any amin'ny fiainana mandrakizay" na "maty ary manomboka miaina ny fiainana mandrakizay" # mandringa "tsy afaka mamindra tsara." Eto izany dia maneho ny tsy fahafahana mamindra tsara satria tsy ampy tongotra iray. DH: "tsy misy tongotra ilany" # ary hariana any amin'ny helo Afaka atao hoe: "ary Andriamanitra no hanipy anareo any amin'ny helo"