plt_tn/mrk/09/45.md

20 lines
935 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Raha ny tongotrao no manafintohina anao
Eto ny hoe"tongotra" dia hevitra ambadiky ny faniriana te-hanao zavatra feno fahotana amin'ny tongotrao, toy ny fandehanana any amin'ny toerana izay tsy tokony alehanao. DH: "Raha mitady hanao zavatra feno fahotana amin'ny tongotrao iray ianao"
# ny miditra mandringa any amin'ny fiainana
"mandringa ary miditra any amin'ny fiainana" na "mandringa alohan'ny hidirana any amin'ny fiainana"
# miditra any amin'ny fiainana
Maty ary avy eo manomboka miaina ny fiainana tsy misy fiafarana no atao hoe miditra any amin'ny fiainana. DH: "miditra any amin'ny fiainana mandrakizay" na "maty ary manomboka miaina ny fiainana mandrakizay"
# mandringa
"tsy afaka mamindra tsara." Eto izany dia maneho ny tsy fahafahana mamindra tsara satria tsy ampy tongotra iray. DH: "tsy misy tongotra ilany"
# ary hariana any amin'ny helo
Afaka atao hoe: "ary Andriamanitra no hanipy anareo any amin'ny helo"