plt_tn/mrk/09/30.md

32 lines
1.1 KiB
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Jesosy sy ireo mpianany niala ny trano izay nisy azy ireo taorian'ny nanasitranany an'ilay zazalahy nisy demonia. Naka fotoana hampianarana mitokana an'ireo mpianany Izy.
# Niala teo izy ireo
"Niala teo amin'io faritra io Jesosy sy ireo mpianany"
# nandalo tany Galilia
"nandalo tamin'i Galilia"
# fa nampianatra ireo mpianany Izy
Jesosy nampianatra mitokana an'ireo mpianany, lavitry ireo vahoaka. DH: "nampianatra mitokana an'ireo mpianany Izy"
# Zanak'Olona
Eto Jesosy dia maneho ny tenany manokana tahaka ny Zanak'Olona. Fiantsoana manan-danja ho an'i Jesosy. "Izaho, no Zanak'Olona,"
# eny an-tanan'ny olona
Eto ny "tanana" dia hevitra ambadiky ny fahefana. DH: "eo amin'ny fahefan'ny olombelona"
# Ary rehefa novonoina Izy, dia hitsangana amin'ny maty indray afaka telo andro
Afaka atao ihany koa hoe: "Taorian'ny namonoan'izy ireo Azy ary afaka telo andro dia,"
# ary natahotra izy ireo hanontany Azy
Natahotra ny hanontany an'i Jesosy ny amin'izay tiany ho tenenina izy ireo. DH: "Natahotra ny hanontany Azy ny amin'izay tiany ho tenenina izy ireo"