plt_tn/mrk/09/28.md

455 B

manokana

Midika izany fa irery izy ireo.

nahavoaroaka ilay

"nahavoaroaka ilay fanahy maloto." Afaka ampiana fampahafantarana kely izany: " nahavoaroaka ilay fanahy maloto tao amin'ilay zazalahy kely"

Ny tahaka ireny dia tsy afaka havoaka afa-tsy amin'ny alalan'ny vavaka

Afaka atao ihany koa hoe: "Ny vavaka ihany no afaka handroahana ny tahaka ireny"

ny tahaka ireny

Maneho an'ireo fanahy maloto. DH: "Ny tahaka ireny fanahy maloto ireny"