# manokana Midika izany fa irery izy ireo. # nahavoaroaka ilay "nahavoaroaka ilay fanahy maloto." Afaka ampiana fampahafantarana kely izany: " nahavoaroaka ilay fanahy maloto tao amin'ilay zazalahy kely" # Ny tahaka ireny dia tsy afaka havoaka afa-tsy amin'ny alalan'ny vavaka Afaka atao ihany koa hoe: "Ny vavaka ihany no afaka handroahana ny tahaka ireny" # ny tahaka ireny Maneho an'ireo fanahy maloto. DH: "Ny tahaka ireny fanahy maloto ireny"