plt_tn/mrk/09/28.md

16 lines
455 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# manokana
Midika izany fa irery izy ireo.
# nahavoaroaka ilay
"nahavoaroaka ilay fanahy maloto." Afaka ampiana fampahafantarana kely izany: " nahavoaroaka ilay fanahy maloto tao amin'ilay zazalahy kely"
# Ny tahaka ireny dia tsy afaka havoaka afa-tsy amin'ny alalan'ny vavaka
Afaka atao ihany koa hoe: "Ny vavaka ihany no afaka handroahana ny tahaka ireny"
# ny tahaka ireny
Maneho an'ireo fanahy maloto. DH: "Ny tahaka ireny fanahy maloto ireny"