plt_tn/mrk/09/04.md

796 B

Elia sy Mosesy

Tsara kokoa raha tenenina hoe iza ireo lehilahy ireo. DH: "mpaminany roa izay velona efa ela, Mosesy sy Elia"

ary niresaka izy ireo

Ny teny hoe: "izy ireo" dia maneho an'i Elia sy Mosesy.

Petera namaly ka niteny tamin'i Jesosy hoe:

"Petera niteny tamin'i Jesosy." Eto ny teny hoe: "namaly" dia ampiasaina mba hanolorana an'i Petera ao anatin'ny resaka. Petera dia tsy hoe namaly fanontaniana akory.

isika

Io teny io dia maneho an'i Petera, Jakoba, ary i Jaona.

lay

" lay." Maneho fitoerana mandritra ny fotoana vetivety.

(Fa tsy fantany izay tokony ho tenenina, satria natahotra mafy izy ireo)

Io teny anaty fonosana io dia manome fampahafantarana kely momba an'i Petera, Jakoba, ary Jaona.

natahotra mafy

"nihorohoro fatratra" na "tena natahotra tokoa"