# Elia sy Mosesy Tsara kokoa raha tenenina hoe iza ireo lehilahy ireo. DH: "mpaminany roa izay velona efa ela, Mosesy sy Elia" # ary niresaka izy ireo Ny teny hoe: "izy ireo" dia maneho an'i Elia sy Mosesy. # Petera namaly ka niteny tamin'i Jesosy hoe: "Petera niteny tamin'i Jesosy." Eto ny teny hoe: "namaly" dia ampiasaina mba hanolorana an'i Petera ao anatin'ny resaka. Petera dia tsy hoe namaly fanontaniana akory. # isika Io teny io dia maneho an'i Petera, Jakoba, ary i Jaona. # lay " lay." Maneho fitoerana mandritra ny fotoana vetivety. # (Fa tsy fantany izay tokony ho tenenina, satria natahotra mafy izy ireo) Io teny anaty fonosana io dia manome fampahafantarana kely momba an'i Petera, Jakoba, ary Jaona. # natahotra mafy "nihorohoro fatratra" na "tena natahotra tokoa"