plt_tn/mrk/09/04.md

28 lines
796 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Elia sy Mosesy
Tsara kokoa raha tenenina hoe iza ireo lehilahy ireo. DH: "mpaminany roa izay velona efa ela, Mosesy sy Elia"
# ary niresaka izy ireo
Ny teny hoe: "izy ireo" dia maneho an'i Elia sy Mosesy.
# Petera namaly ka niteny tamin'i Jesosy hoe:
"Petera niteny tamin'i Jesosy." Eto ny teny hoe: "namaly" dia ampiasaina mba hanolorana an'i Petera ao anatin'ny resaka. Petera dia tsy hoe namaly fanontaniana akory.
# isika
Io teny io dia maneho an'i Petera, Jakoba, ary i Jaona.
# lay
" lay." Maneho fitoerana mandritra ny fotoana vetivety.
# (Fa tsy fantany izay tokony ho tenenina, satria natahotra mafy izy ireo)
Io teny anaty fonosana io dia manome fampahafantarana kely momba an'i Petera, Jakoba, ary Jaona.
# natahotra mafy
"nihorohoro fatratra" na "tena natahotra tokoa"