plt_tn/mrk/08/35.md

1.1 KiB

Na iza na iza te-

"Izay rehetra te-"

ny ainy

Maneho ny fiainana ara-batana sy fiainana ara-panahy.

noho ny amiko sy ny filazantsara

"noho Izaho sy ny filazantsara." Jesosy dia miresaka momba ny olona izay maty nohon'ny fanarahan'izy ireo an'i Jesosy sy ny filazantsara. DH: "satria izy ireo nanaraka Ahy ary niteny ny filazantsara tamin'ny hafa"

Fa inona anefa no tombontsoa azon'ny ny olona iray, raha mahazo izao tontolo izao, ary avy eo very ny ainy?

DH: "Na dia mahazo izao tontolo izao aza ny olona iray, dia tsy ho tombontsoany izany raha maha-very ny ainy."

mahazo izao tontolo izao

Jesosy dia mampiasa filaza masaka mba hanasongadinana fa tsy misy na inona na inona mendrika hanarianao ny ainao eto amin'izao tontolo izao. DH: "raha mahazo ny zava-drehetra eto amin'izao tontolo izao izy"

Inona no afaka omen'ny olona iray ho takalon'ny ainy?

Afaka atao hoe: "Tsy misy zavatra azon'olona iray atakalony amin'ny ainy" na "Tsy misy na iza na iza afaka manakalo ny ainy amin'ny zavatra hafa."

Inona no afaka omen'ny olona iray

DH: "Inona no afaka omen'ny olona iray an'Andriamanitra"