plt_tn/mrk/08/35.md

28 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Na iza na iza te-
"Izay rehetra te-"
# ny ainy
Maneho ny fiainana ara-batana sy fiainana ara-panahy.
# noho ny amiko sy ny filazantsara
"noho Izaho sy ny filazantsara." Jesosy dia miresaka momba ny olona izay maty nohon'ny fanarahan'izy ireo an'i Jesosy sy ny filazantsara. DH: "satria izy ireo nanaraka Ahy ary niteny ny filazantsara tamin'ny hafa"
# Fa inona anefa no tombontsoa azon'ny ny olona iray, raha mahazo izao tontolo izao, ary avy eo very ny ainy?
DH: "Na dia mahazo izao tontolo izao aza ny olona iray, dia tsy ho tombontsoany izany raha maha-very ny ainy."
# mahazo izao tontolo izao
Jesosy dia mampiasa filaza masaka mba hanasongadinana fa tsy misy na inona na inona mendrika hanarianao ny ainao eto amin'izao tontolo izao. DH: "raha mahazo ny zava-drehetra eto amin'izao tontolo izao izy"
# Inona no afaka omen'ny olona iray ho takalon'ny ainy?
Afaka atao hoe: "Tsy misy zavatra azon'olona iray atakalony amin'ny ainy" na "Tsy misy na iza na iza afaka manakalo ny ainy amin'ny zavatra hafa."
# Inona no afaka omen'ny olona iray
DH: "Inona no afaka omen'ny olona iray an'Andriamanitra"