# Na iza na iza te- "Izay rehetra te-" # ny ainy Maneho ny fiainana ara-batana sy fiainana ara-panahy. # noho ny amiko sy ny filazantsara "noho Izaho sy ny filazantsara." Jesosy dia miresaka momba ny olona izay maty nohon'ny fanarahan'izy ireo an'i Jesosy sy ny filazantsara. DH: "satria izy ireo nanaraka Ahy ary niteny ny filazantsara tamin'ny hafa" # Fa inona anefa no tombontsoa azon'ny ny olona iray, raha mahazo izao tontolo izao, ary avy eo very ny ainy? DH: "Na dia mahazo izao tontolo izao aza ny olona iray, dia tsy ho tombontsoany izany raha maha-very ny ainy." # mahazo izao tontolo izao Jesosy dia mampiasa filaza masaka mba hanasongadinana fa tsy misy na inona na inona mendrika hanarianao ny ainao eto amin'izao tontolo izao. DH: "raha mahazo ny zava-drehetra eto amin'izao tontolo izao izy" # Inona no afaka omen'ny olona iray ho takalon'ny ainy? Afaka atao hoe: "Tsy misy zavatra azon'olona iray atakalony amin'ny ainy" na "Tsy misy na iza na iza afaka manakalo ny ainy amin'ny zavatra hafa." # Inona no afaka omen'ny olona iray DH: "Inona no afaka omen'ny olona iray an'Andriamanitra"