plt_tn/mrk/08/31.md

16 lines
581 B
Markdown

# Zanak'Olona
Fiantsoana manan-danja ho an'i Jesosy.
# ho lavin'ny loholona ... ka hitsangana amin'ny maty afaka telo andro
DH: "ary ireo loholona sy ireo lohan'ny mpisorona ary mpanora-dalàna handà Azy, ary ireo lehilahy ireo hamono Azy fa afaka telo andro dia hitsangana amin'ny maty Izy"
# Nolazainy mazava tsara izany
"Izy nilaza izany tamin'io fomba io mba hampamora takatra kokoa"
# nanomboka niteny mafy Azy
Petera niteny mafy an'i Jesosy tamin'ny filazana ireo zavatra izay hanjo ny Zanak'Olona. DH: "nanomboka niteny mafy Azy tamin'ny filazany ireo zavatra ireo"