# Zanak'Olona Fiantsoana manan-danja ho an'i Jesosy. # ho lavin'ny loholona ... ka hitsangana amin'ny maty afaka telo andro DH: "ary ireo loholona sy ireo lohan'ny mpisorona ary mpanora-dalàna handà Azy, ary ireo lehilahy ireo hamono Azy fa afaka telo andro dia hitsangana amin'ny maty Izy" # Nolazainy mazava tsara izany "Izy nilaza izany tamin'io fomba io mba hampamora takatra kokoa" # nanomboka niteny mafy Azy Petera niteny mafy an'i Jesosy tamin'ny filazana ireo zavatra izay hanjo ny Zanak'Olona. DH: "nanomboka niteny mafy Azy tamin'ny filazany ireo zavatra ireo"