plt_tn/mrk/08/31.md

581 B

Zanak'Olona

Fiantsoana manan-danja ho an'i Jesosy.

ho lavin'ny loholona ... ka hitsangana amin'ny maty afaka telo andro

DH: "ary ireo loholona sy ireo lohan'ny mpisorona ary mpanora-dalàna handà Azy, ary ireo lehilahy ireo hamono Azy fa afaka telo andro dia hitsangana amin'ny maty Izy"

Nolazainy mazava tsara izany

"Izy nilaza izany tamin'io fomba io mba hampamora takatra kokoa"

nanomboka niteny mafy Azy

Petera niteny mafy an'i Jesosy tamin'ny filazana ireo zavatra izay hanjo ny Zanak'Olona. DH: "nanomboka niteny mafy Azy tamin'ny filazany ireo zavatra ireo"