plt_tn/mrk/08/27.md

602 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Teny an-dalana ho any amin'ny tanànan'i Kaisara Filipo i Jesosy sy ny mpianany dia niresaka momba ny hoe iza Jesosy ary inona no hanjo Azy.

Namaly Azy izy ireo ka niteny hoe

"Namaly Azy izy ireo Izy, nanao hoe: "

Jaona mpanao batisa

Io no valin-tenin'ireo mpianany, izay niheveran'ny olona sasantsasany an'i Jesosy. DH: "Ny olona sasantsasany dia niteny fa ianao no Jaona Mpanao batisa"

Ny hafa miteny hoe ... ary ny hafa hoe:

Ny teny hoe "ny hafa" dia maneho ny olon-kafa. DH: "Ny olona sasany miteny fa ianao dia ... ary ny hafa miteny fa ianao dia"