plt_tn/mrk/08/27.md

16 lines
602 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Teny an-dalana ho any amin'ny tanànan'i Kaisara Filipo i Jesosy sy ny mpianany dia niresaka momba ny hoe iza Jesosy ary inona no hanjo Azy.
# Namaly Azy izy ireo ka niteny hoe
"Namaly Azy izy ireo Izy, nanao hoe: "
# Jaona mpanao batisa
Io no valin-tenin'ireo mpianany, izay niheveran'ny olona sasantsasany an'i Jesosy. DH: "Ny olona sasantsasany dia niteny fa ianao no Jaona Mpanao batisa"
# Ny hafa miteny hoe ... ary ny hafa hoe:
Ny teny hoe "ny hafa" dia maneho ny olon-kafa. DH: "Ny olona sasany miteny fa ianao dia ... ary ny hafa miteny fa ianao dia"