# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Teny an-dalana ho any amin'ny tanĂ nan'i Kaisara Filipo i Jesosy sy ny mpianany dia niresaka momba ny hoe iza Jesosy ary inona no hanjo Azy. # Namaly Azy izy ireo ka niteny hoe "Namaly Azy izy ireo Izy, nanao hoe: " # Jaona mpanao batisa Io no valin-tenin'ireo mpianany, izay niheveran'ny olona sasantsasany an'i Jesosy. DH: "Ny olona sasantsasany dia niteny fa ianao no Jaona Mpanao batisa" # Ny hafa miteny hoe ... ary ny hafa hoe: Ny teny hoe "ny hafa" dia maneho ny olon-kafa. DH: "Ny olona sasany miteny fa ianao dia ... ary ny hafa miteny fa ianao dia"