plt_tn/mrk/08/24.md

591 B

nijery ambony izy

"Nijery ambony ilay lehilahy"

Mahita olona tahaka ny hazo mandehandeha aho

Ilay lehilahy dia mahita lehilahy mandehandeha manodidina, tsy mazava tsara aminy ireo, ka nampitahainy tamin'ny hazo izy ireo. DH: "Eny, mahita olona aho! Mandehandeha manodidina izy ireo, fa tsy hitako tsara. Tahaka ny hazo izy ireo."

ary nahiratr'ilay lehilahy ny masony, dia niverina tamin'ny laoniny ny fahitany

Ny fehezanteny hoe: "niverina tamin'ny laoniny ny fahitany" dia afaka atao hoe: "namerina tamin'ny laoniny ny mason'ilay lehilahy, ka nosokafan'ilay lehilahy ny masony"