plt_tn/mrk/08/24.md

12 lines
591 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# nijery ambony izy
"Nijery ambony ilay lehilahy"
# Mahita olona tahaka ny hazo mandehandeha aho
Ilay lehilahy dia mahita lehilahy mandehandeha manodidina, tsy mazava tsara aminy ireo, ka nampitahainy tamin'ny hazo izy ireo. DH: "Eny, mahita olona aho! Mandehandeha manodidina izy ireo, fa tsy hitako tsara. Tahaka ny hazo izy ireo."
# ary nahiratr'ilay lehilahy ny masony, dia niverina tamin'ny laoniny ny fahitany
Ny fehezanteny hoe: "niverina tamin'ny laoniny ny fahitany" dia afaka atao hoe: "namerina tamin'ny laoniny ny mason'ilay lehilahy, ka nosokafan'ilay lehilahy ny masony"