# nijery ambony izy "Nijery ambony ilay lehilahy" # Mahita olona tahaka ny hazo mandehandeha aho Ilay lehilahy dia mahita lehilahy mandehandeha manodidina, tsy mazava tsara aminy ireo, ka nampitahainy tamin'ny hazo izy ireo. DH: "Eny, mahita olona aho! Mandehandeha manodidina izy ireo, fa tsy hitako tsara. Tahaka ny hazo izy ireo." # ary nahiratr'ilay lehilahy ny masony, dia niverina tamin'ny laoniny ny fahitany Ny fehezanteny hoe: "niverina tamin'ny laoniny ny fahitany" dia afaka atao hoe: "namerina tamin'ny laoniny ny mason'ilay lehilahy, ka nosokafan'ilay lehilahy ny masony"