plt_tn/mrk/08/18.md

589 B

Manana maso ianareo, fa tsy mahita va? Manan-tsofina ianareo, fa tsy mandre va? Tsy tadidinareo va?

Jesosy dia mbola manohy ny fibedesany an'ireo mpianany. DH: "Manana maso ianareo, fa tsy mahatakatra izay hitanareo. Manan-tsofina ianareo, fa tsy mahatakatra izay renareo. Tokony hitadidy ianareo."

dimy arivo

"5000 olona" izay nofahanan'i Jesosy.

sobika firy feno sombitsombin'ny mofo no nangoninareo

Tsara kokoa raha soratana ny fotoana nanangonan'izy ireo ny sobika. DH: "dia sobika firy feno sombitsombin'ny mofo no nangoninareo rehefa nitsahatra nihinana ny olon-drehetra"