# Manana maso ianareo, fa tsy mahita va? Manan-tsofina ianareo, fa tsy mandre va? Tsy tadidinareo va? Jesosy dia mbola manohy ny fibedesany an'ireo mpianany. DH: "Manana maso ianareo, fa tsy mahatakatra izay hitanareo. Manan-tsofina ianareo, fa tsy mahatakatra izay renareo. Tokony hitadidy ianareo." # dimy arivo "5000 olona" izay nofahanan'i Jesosy. # sobika firy feno sombitsombin'ny mofo no nangoninareo Tsara kokoa raha soratana ny fotoana nanangonan'izy ireo ny sobika. DH: "dia sobika firy feno sombitsombin'ny mofo no nangoninareo rehefa nitsahatra nihinana ny olon-drehetra"