plt_tn/mrk/08/18.md

12 lines
589 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Manana maso ianareo, fa tsy mahita va? Manan-tsofina ianareo, fa tsy mandre va? Tsy tadidinareo va?
Jesosy dia mbola manohy ny fibedesany an'ireo mpianany. DH: "Manana maso ianareo, fa tsy mahatakatra izay hitanareo. Manan-tsofina ianareo, fa tsy mahatakatra izay renareo. Tokony hitadidy ianareo."
# dimy arivo
"5000 olona" izay nofahanan'i Jesosy.
# sobika firy feno sombitsombin'ny mofo no nangoninareo
Tsara kokoa raha soratana ny fotoana nanangonan'izy ireo ny sobika. DH: "dia sobika firy feno sombitsombin'ny mofo no nangoninareo rehefa nitsahatra nihinana ny olon-drehetra"