plt_tn/mrk/08/05.md

12 lines
345 B
Markdown

# Nanontany azy ireo Izy
"Nanontany azy ireo Jesosy"
# Nandidy ny vahoaka mba hipetraka amin'ny tany Izy
Afaka atao hoe: "Jesosy nibaiko ny vahoaka, 'Mipetraha amin'ny tany"'
# hipetraka
Ampiasao ny fomba fiteny any amin'ny faritrao mahalaza ny fomba atao rehefa tsy misy latabatra hihinanana, na mipetraka izany na mipetraka amin'ny tany.