# Nanontany azy ireo Izy "Nanontany azy ireo Jesosy" # Nandidy ny vahoaka mba hipetraka amin'ny tany Izy Afaka atao hoe: "Jesosy nibaiko ny vahoaka, 'Mipetraha amin'ny tany"' # hipetraka Ampiasao ny fomba fiteny any amin'ny faritrao mahalaza ny fomba atao rehefa tsy misy latabatra hihinanana, na mipetraka izany na mipetraka amin'ny tany.