plt_tn/mrk/08/05.md

345 B

Nanontany azy ireo Izy

"Nanontany azy ireo Jesosy"

Nandidy ny vahoaka mba hipetraka amin'ny tany Izy

Afaka atao hoe: "Jesosy nibaiko ny vahoaka, 'Mipetraha amin'ny tany"'

hipetraka

Ampiasao ny fomba fiteny any amin'ny faritrao mahalaza ny fomba atao rehefa tsy misy latabatra hihinanana, na mipetraka izany na mipetraka amin'ny tany.