plt_tn/mrk/07/20.md

435 B

Hoy Izy

"Hoy Jesosy"

Izay mivoaka avy ao

Afaka atao mazava tsara izay soloin'ny "izay" toerana. DH: "Izany dia ny eritreritra sy ny fihetsika izay mivoaka avy ao"

ny fijejojejoana

tsy fahafehezana ny fanirian-dratsin'ny olona iray

mivoaka avy ao anatin'ny

Eto ny teny hoe: "ao anatin'ny" dia mamaritra ny fon'ny olona iray. DH: "mivoaka avy ao anatin'ny fon'ny olona iray" na "mivoaka avy amin'ny eritreritr'olona iray"