# Hoy Izy "Hoy Jesosy" # Izay mivoaka avy ao Afaka atao mazava tsara izay soloin'ny "izay" toerana. DH: "Izany dia ny eritreritra sy ny fihetsika izay mivoaka avy ao" # ny fijejojejoana tsy fahafehezana ny fanirian-dratsin'ny olona iray # mivoaka avy ao anatin'ny Eto ny teny hoe: "ao anatin'ny" dia mamaritra ny fon'ny olona iray. DH: "mivoaka avy ao anatin'ny fon'ny olona iray" na "mivoaka avy amin'ny eritreritr'olona iray"