plt_tn/mrk/07/20.md

16 lines
435 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Hoy Izy
"Hoy Jesosy"
# Izay mivoaka avy ao
Afaka atao mazava tsara izay soloin'ny "izay" toerana. DH: "Izany dia ny eritreritra sy ny fihetsika izay mivoaka avy ao"
# ny fijejojejoana
tsy fahafehezana ny fanirian-dratsin'ny olona iray
# mivoaka avy ao anatin'ny
Eto ny teny hoe: "ao anatin'ny" dia mamaritra ny fon'ny olona iray. DH: "mivoaka avy ao anatin'ny fon'ny olona iray" na "mivoaka avy amin'ny eritreritr'olona iray"