plt_tn/mrk/07/02.md

722 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny andininy faha 3 sy 4 dia manome fampahafantarana fototra ny fombafombam-pidiovan'ireo Fariseo. Ny UDB dia mampiasa ny andininy mba handaminana ny fifandraisan'ny andininy faha 3 sy 4 mba ho mora azo.

Ary hitan'izy ireo

"Ary hitan'ireo Fariseo sy ireo mpanora-dalàna"

izany hoe, tsy voasasa

Manampy bebe kokoa raha atao hoe: "izany hoe, tsy nanasa tanana izy ireo nefa nihinana"

loholona

Ireo Jiosy no loholona tao amin'ny fiaraha-monina ary mpitsara ny olona ihany koa izy ireo.

ireo fanaka varahina

"koveta varahina" na "koveta vy"

ary ny fandriana izay ihinanan'izy ireo

"dabilio" na "fandriana." Tamin'io fotoana io, ny Jiosy dia amin'ny tany no mihinana.