# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny andininy faha 3 sy 4 dia manome fampahafantarana fototra ny fombafombam-pidiovan'ireo Fariseo. Ny UDB dia mampiasa ny andininy mba handaminana ny fifandraisan'ny andininy faha 3 sy 4 mba ho mora azo. # Ary hitan'izy ireo "Ary hitan'ireo Fariseo sy ireo mpanora-dalàna" # izany hoe, tsy voasasa Manampy bebe kokoa raha atao hoe: "izany hoe, tsy nanasa tanana izy ireo nefa nihinana" # loholona Ireo Jiosy no loholona tao amin'ny fiaraha-monina ary mpitsara ny olona ihany koa izy ireo. # ireo fanaka varahina "koveta varahina" na "koveta vy" # ary ny fandriana izay ihinanan'izy ireo "dabilio" na "fandriana." Tamin'io fotoana io, ny Jiosy dia amin'ny tany no mihinana.