plt_tn/mrk/07/02.md

24 lines
722 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny andininy faha 3 sy 4 dia manome fampahafantarana fototra ny fombafombam-pidiovan'ireo Fariseo. Ny UDB dia mampiasa ny andininy mba handaminana ny fifandraisan'ny andininy faha 3 sy 4 mba ho mora azo.
# Ary hitan'izy ireo
"Ary hitan'ireo Fariseo sy ireo mpanora-dalàna"
# izany hoe, tsy voasasa
Manampy bebe kokoa raha atao hoe: "izany hoe, tsy nanasa tanana izy ireo nefa nihinana"
# loholona
Ireo Jiosy no loholona tao amin'ny fiaraha-monina ary mpitsara ny olona ihany koa izy ireo.
# ireo fanaka varahina
"koveta varahina" na "koveta vy"
# ary ny fandriana izay ihinanan'izy ireo
"dabilio" na "fandriana." Tamin'io fotoana io, ny Jiosy dia amin'ny tany no mihinana.