plt_tn/mrk/06/30.md

20 lines
686 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Taorian'ny niverenan'ireo mpianatra tamin'ny fitoriana sy fanasitranana, dia nandeha irery tany ho any izy ireo, kanefa nisy olona maro tonga mba hihaino an'i Jesosy hampianatra. Rehefa niha-maizina ny andro, dia nalefan'i Jesosy hiala teo avokoa ny olon-drehetra mba hivavahany mitokana.
# any an'efitra
toerana izay tsy misy olona
# maro ny olona no nivezivezy
Izany dia midika fa ny olona dia mbola nivezivezy nankeny amin'ireo apostoly sy niala teny.
# tsy nanam-potoana akory izy ireo
Ny teny hoe: "izy ireo" dia maneho an'ireo apostoly.
# Ka nandeha izy ireo
Eto ny teny hoe: "izy ireo" dia misolo tena an'i Jesosy sy ireo apostoliny.