# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Taorian'ny niverenan'ireo mpianatra tamin'ny fitoriana sy fanasitranana, dia nandeha irery tany ho any izy ireo, kanefa nisy olona maro tonga mba hihaino an'i Jesosy hampianatra. Rehefa niha-maizina ny andro, dia nalefan'i Jesosy hiala teo avokoa ny olon-drehetra mba hivavahany mitokana. # any an'efitra toerana izay tsy misy olona # maro ny olona no nivezivezy Izany dia midika fa ny olona dia mbola nivezivezy nankeny amin'ireo apostoly sy niala teny. # tsy nanam-potoana akory izy ireo Ny teny hoe: "izy ireo" dia maneho an'ireo apostoly. # Ka nandeha izy ireo Eto ny teny hoe: "izy ireo" dia misolo tena an'i Jesosy sy ireo apostoliny.