plt_tn/mrk/06/30.md

686 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Taorian'ny niverenan'ireo mpianatra tamin'ny fitoriana sy fanasitranana, dia nandeha irery tany ho any izy ireo, kanefa nisy olona maro tonga mba hihaino an'i Jesosy hampianatra. Rehefa niha-maizina ny andro, dia nalefan'i Jesosy hiala teo avokoa ny olon-drehetra mba hivavahany mitokana.

any an'efitra

toerana izay tsy misy olona

maro ny olona no nivezivezy

Izany dia midika fa ny olona dia mbola nivezivezy nankeny amin'ireo apostoly sy niala teny.

tsy nanam-potoana akory izy ireo

Ny teny hoe: "izy ireo" dia maneho an'ireo apostoly.

Ka nandeha izy ireo

Eto ny teny hoe: "izy ireo" dia misolo tena an'i Jesosy sy ireo apostoliny.