plt_tn/mrk/06/18.md

16 lines
562 B
Markdown

# nitady izay hamonoana azy, saingy tsy afaka
Herodiasy no resaka eto ary ny hoe: "azy" dia teny ambadika maneho fa tiany hisy olon-kafa hamono an'i Jaona. DH: "tiany hisy olon-kafa hamono an'i Jaona, saingy tsy afaka mampamono azy izy"
# fa Heroda natahotra an'i Jaona; fantany fa
Ireo fehezanteny anankiroa ireo dia afaka sarahana mba hampisehoana fa tena matahotra an'i Jaona i Heroda. DH: "fa Heroda natahotra an'i Jaona satria fantany fa"
# fantany fa olo-marina
"Heroda dia nahafantatra fa Jaona dia marina"
# ny fihainoana azy
"Mihaino an'i Jaona"