# nitady izay hamonoana azy, saingy tsy afaka Herodiasy no resaka eto ary ny hoe: "azy" dia teny ambadika maneho fa tiany hisy olon-kafa hamono an'i Jaona. DH: "tiany hisy olon-kafa hamono an'i Jaona, saingy tsy afaka mampamono azy izy" # fa Heroda natahotra an'i Jaona; fantany fa Ireo fehezanteny anankiroa ireo dia afaka sarahana mba hampisehoana fa tena matahotra an'i Jaona i Heroda. DH: "fa Heroda natahotra an'i Jaona satria fantany fa" # fantany fa olo-marina "Heroda dia nahafantatra fa Jaona dia marina" # ny fihainoana azy "Mihaino an'i Jaona"