plt_tn/mrk/06/18.md

562 B

nitady izay hamonoana azy, saingy tsy afaka

Herodiasy no resaka eto ary ny hoe: "azy" dia teny ambadika maneho fa tiany hisy olon-kafa hamono an'i Jaona. DH: "tiany hisy olon-kafa hamono an'i Jaona, saingy tsy afaka mampamono azy izy"

fa Heroda natahotra an'i Jaona; fantany fa

Ireo fehezanteny anankiroa ireo dia afaka sarahana mba hampisehoana fa tena matahotra an'i Jaona i Heroda. DH: "fa Heroda natahotra an'i Jaona satria fantany fa"

fantany fa olo-marina

"Heroda dia nahafantatra fa Jaona dia marina"

ny fihainoana azy

"Mihaino an'i Jaona"