plt_tn/mrk/05/39.md

20 lines
546 B
Markdown

# hoy Izy tamin'izy ireo
"Jesosy niteny tamin'ireo olona izay nitomany"
# Nahoana ianareo no mitabataba sy mitomany?
Jesosy nametraka izany fanontaniana izany mba hanampy azy ireo hahita ny tsy fananan'izy ireo finoana. DH: "Tsy fotoanan'ny alahelo sy fitabatabana izao."
# avoahy any ivelany izy rehetra
"avoahy any ivelan'ny trano ny olon-drehetra"
# ireo izay niaraka taminy
Izany dia maneho an'i Petera, Jakoba, ary Jaona.
# niditra tao amin'ny efitra nisy ilay zaza
Afaka atao hoe: "niditra tao amin'ny efitrano nandrian'ilay zaza"