# hoy Izy tamin'izy ireo "Jesosy niteny tamin'ireo olona izay nitomany" # Nahoana ianareo no mitabataba sy mitomany? Jesosy nametraka izany fanontaniana izany mba hanampy azy ireo hahita ny tsy fananan'izy ireo finoana. DH: "Tsy fotoanan'ny alahelo sy fitabatabana izao." # avoahy any ivelany izy rehetra "avoahy any ivelan'ny trano ny olon-drehetra" # ireo izay niaraka taminy Izany dia maneho an'i Petera, Jakoba, ary Jaona. # niditra tao amin'ny efitra nisy ilay zaza Afaka atao hoe: "niditra tao amin'ny efitrano nandrian'ilay zaza"