plt_tn/mrk/05/39.md

546 B

hoy Izy tamin'izy ireo

"Jesosy niteny tamin'ireo olona izay nitomany"

Nahoana ianareo no mitabataba sy mitomany?

Jesosy nametraka izany fanontaniana izany mba hanampy azy ireo hahita ny tsy fananan'izy ireo finoana. DH: "Tsy fotoanan'ny alahelo sy fitabatabana izao."

avoahy any ivelany izy rehetra

"avoahy any ivelan'ny trano ny olon-drehetra"

ireo izay niaraka taminy

Izany dia maneho an'i Petera, Jakoba, ary Jaona.

niditra tao amin'ny efitra nisy ilay zaza

Afaka atao hoe: "niditra tao amin'ny efitrano nandrian'ilay zaza"