plt_tn/mrk/05/11.md

577 B

niangavy taminy izy ireo

"ireo fanahy maloto niangavy an'i Jesosy"

navelany izy ireo

Manampy bebe kokoa ny manazava izay navelan'i Jesosy hataon'izy ireo. DH: "Jesosy namela ireo fanahy maloto hanao izay nangatahan'izy ireo"

dia nirifatra

"dia nirifatra ireo kisoa"

ho any an-dranomasina , ary kisoa teo amin'ny roa arivo teo no maty an-dranomasina

Afaka atao fehezanteny misaraka io fehezanteny io: "tao an-dranomasina. Nisy teo amin'ny roa arivo kisoa teo, ary maty tao an-dranomasina izy ireo"

teo amin'ny roa arivo kisoa teo

"teo amin'ny 2000 kisoa teo"