# niangavy taminy izy ireo "ireo fanahy maloto niangavy an'i Jesosy" # navelany izy ireo Manampy bebe kokoa ny manazava izay navelan'i Jesosy hataon'izy ireo. DH: "Jesosy namela ireo fanahy maloto hanao izay nangatahan'izy ireo" # dia nirifatra "dia nirifatra ireo kisoa" # ho any an-dranomasina , ary kisoa teo amin'ny roa arivo teo no maty an-dranomasina Afaka atao fehezanteny misaraka io fehezanteny io: "tao an-dranomasina. Nisy teo amin'ny roa arivo kisoa teo, ary maty tao an-dranomasina izy ireo" # teo amin'ny roa arivo kisoa teo "teo amin'ny 2000 kisoa teo"